VEF Blog

Titre du blog :
Auteur : Faniry
Date de création : 28-02-2009
 
posté le 08-03-2009 à 10:44:50

SIPA VOADONA

SIPA VOADONA

Tsy tahotra tsy henatra

Dia sahinao marô ny nandalo tagnatrehako

Niaraka nisakelik'ilay olon’igny marô

Zay vao fantatro ê fandrika ahy iny ny nampisarahanao an’ahy

Hiondrika aho izao efa lavo taminao

 

Refrain

Ô ô ô ô Ino loatra gny ratsy nataoko marô

No dia nahavitanao raha karaha an'izao

Nagnino marô tsy nizakainao lahateo zaho angahy ê

Laha ohatra ka nisy olon-kafa tianao

 

Tsy anignenako arô tsy itomagniako angahy

Ny isarahanao amin’ahy fa tsy lahatra no iraisan-tsena marô

Tsy anjarako arô ny hiara-dia mandramaty aminao

Hionona aho satria tsy anjarako ianao.

 

JOJO sy DORLYS